|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mivonona
Fototeny  2 vonona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vita fiomanana: Nivonona hiady izy matoa sahy mamaky ady
9 Mikasa: Nivonona hianatra izy raha vao nifoha
10 Manomana, manangona: Nivonona fiadiana ny tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to get ready to be prepared [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 être prêt, se préparer à faire une chose [1.8]
Ohatra  13  Miandry ny kalesin-dalamby izy ireo ary matahotry ny hilaozany ka mivonona adiny iray na roa alohan' ny fahatongavany. [2.470#35]
Mpanahaka  14  manatrika, 15  miatrana, 16  miomana, 17  misikina

Teny iditra (2/2) 18  mivonòna
Fototeny  19 vonona
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivonona [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mivonòna, mivonona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19