Teny iditra | vy tsy mikitrana irery | |
Singan-teny | vy ; tsy ; mikitrana ; irerỳ | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Raha misy miady, matetika saika samy manana hadisoana ihany na ny an-kilany na ny an-daniny [1.1] | |
Ohatra | Mba fotory lalindalina kokoa fa vy anie tsy mikitrana irery e!
[2.643] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |