| Teny iditra | 1 zafikely |
| Singan-teny | 2 zafy, 3 kely |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
7 petit-fils, petite-fille, petits-enfants
[1.5] |
| Ohatra |
8 Efa tsy ho hitany ihany, hono, izay zafikely avy amin' ny naterany, ka ny zana-badiny efa vonona tahaka ny an-dRasoa izao no hotiaviny.
[2.470#96]
9 Hamantatra izay nanjo anay no anton-diany, dia hijery izay fasana nety nandevenana ny zanaka na ny zafikely. [2.356#18] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|