|
|
|
|

Teny iditra 1  zafimpaladia
Singan-teny  2 zafy, 3 faladia
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  7 [zafim-paladia] zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina [1.1]
8 taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  9 [zafim-paladia] la sixième génération [1.3]
10 [zafim-paladia] descendants à la sixième génération [1.5]
11 sixième génération [1.54]
Ohatra  12  Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza? [2.5#30]
Voambolana  13  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20