Teny iditra zara raha misy
Singan-teny zara ; raha ; misy
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: vitsy
Ohatra Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin' ny tenany ny nonony. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01