|
|
|
|

Teny iditra1  zavakanto
Singan-teny  2  zavatra, kanto
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavatra anehoan' ny olombelona ny filamatra ao am-po aman-tsainy momba ny "tsara" eo amin' ny sary, hoso-doko, mozika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  works of art [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  objet d'art [1.8]
7  art [1.5.fr#165]
8  arts [1.13.fr#233]
Ohatra  9  noho izy zavakanto vita amin' ny teny ary fitaovan-tserasera fampitan-kafatra. [2.528]
10  Fitaratry ny fiombonam-be ny mpiangaly zavakanto, hoy ry Varagnac, izy no mandika ho azy tsy iniana sy mampiseho ny toetoetry ny fiarahamonina iainany. [2.606]
Sary 
11 
12 

Fivaditsoratra  13  vatankazo, zavakanto

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/15