Teny iditra zavamaniry
Singan-teny zava- (zavatra) ; maniry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana ikambanan' ny zavatra rehetra avy amin' ny voa alevina ao anaty tany ka mitombo ho azy irery ao, misy faka, taho, ravina, voniny ary voa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Plante, végétation [1.13]
 Nom général des végétaux, de tout ce qui fait des pousses ( maniry vient de tsiry). Par opposition à zava-miaina: tout ce qui a une haleine, un souffle ( aina). Dans cette classification empirique malgache, beaucoup d'animaux inférieurs comme les coraux sont assimilés à des plantes. [1.196]
Ohatra 
1Manan' aina ny zavamaniry rehetra. [2.332]
2Ireto avy ireo zavamaniry ahazoana menaka. [2.117]
3Malaza ho mahay fanafody avy amin' ny zavamaniry ny Kalanoro. [2.508]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24