|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  za-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe zatra
Fanazavàna teny frantsay  3 abréviation de zatra [1.3]
Ohatra  4  za-dratsy izy (Il est mal habitué, il a de mauvaises habitudes) [1.3#869]
5  za-miasa izy (Il a l'habitude du travail) [1.3#869]
6  Tsy mbola za-tany izy (Il n'est pas encore accoutumé au pays, il n'est pas encore acclimaté) [1.3#869]

Teny iditra (2/5) 7  za~
Sokajin-teny  8  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  9 Tovona fanaovana fototeny faharoa, izay anarana milaza olona: Zatovo (tovo), zalahy (lahy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 préfixe qui sert à former des radicaux secondaires: zazirika, fait d'être debout, immobile, du radical zirika, même sens [1.6]
Mpanahaka  11  zalahy, 12  zatovo, 13  zavavy
Tsanganana sy sary iray takila  14  Teny misy io tsirinteny io
15  Teny misy io tsirinteny io

Teny iditra (3/5) 16  ~za~
Sokajin-teny  17  tsofoka [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  18 infixe qui sert à désigner des lieux plus ou moins cachés à la vue: itsy -> izatsy [1.12]
Mpanahaka  19  izany, 20  izao, 21  izar, 22  izaroa, 23  izat, 24  izato, 25  izatony, 26  izatsy, 27  izatsony
Tsanganana sy sary iray takila  28  Teny misy io tsirinteny io
29  Teny misy io tsirinteny io

Teny iditra (4/5) 30  za
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny anglisy  32 the baobab tree [1.7]
33 Adansonia za has several common names, for example, za or "zabe" in the south and bozy or "bozybe" in the north, and "ringy" or "boringy" in the Ambongo region (Perrier de la Bâthie, 1955). Little is known about the human exploitation of Adansonia za, but Jumelle & Perrier de la Bâthie (19112) reported that the seeds are eaten and the trunk is sometimes hollowed out as a cistern for storing water. Perrier de la Bâthie (19526) mentioned that the seedling roots are an edible vegetable, and Miege ) reported that A. za is destroyed by ranchers so that their cattle can feed on the moist wood.
34 In view of the extensive geographical range, Adansonia za is conservationally secure, despite the fact that several local populations are endangered by forest clearance. Adansonia za has diverse interactions with animals: it provides nesting sites for birds, holes for carnivores and lemurs (M. Nicoll, pers. comm.); perches for territorial surveillance and display by birds and the sportive lemur (Lepilemur sp.); many insects feed on the leaves, sap, nectar, and pollen; sunbirds (Nectarinia souimanga) feed on nectar; sifaka (Propithecus verrauxi verrauxi) feed on flower buds; and fork-marked lemurs (Phaner furcifer) feed on exuded gum (Petter et al., 1975). [5.en.http://www.buzau.com/baobab/za.htm]
Fanazavàna teny frantsay  35 [Tandroy] baobab [1.78]
36 le baobab [1.8]
37 baobab (Adansonia suarezensis) (synonym reniala) [1.5]
Voambolana  38  Haizavamaniry: hazo
Mpanahaka  39  baobaba, 40  bozy, 41  reniala, 42  zaha
Fikambanana  43  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe za
Anarana ara-tsiansa 
Sary 
46  47  48 
49  50  51 
52  53  54 
55 

Teny iditra (5/5) 56  Za    
Sokajin-teny  57  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  58 Raharimanana Jean-Luc
Mpanonta printy  59  2008. Haavony: 19cm. Ambainy: 14,5cm. Takila: 304.
Lahatsoratra  60 

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22