Teny iditra | ~or~ | |
Sokajin-teny | tsofoka | |
Fanazavàna teny frantsay | Infixe qui entre dans la composition de racines secondaires: tsoropaka ( tsopaka), ngorodona ( ngodona) [1.12] | |
Teny iditra | or | |
Sokajin-teny | mpampitohy | |
Fanazavàna teny anglisy | na, fa raha tsy izany/m:lmk> [1.17] | |
Teny iditra | or | |
Sokajin-teny | mpampitohy | |
Fanazavàna teny malagasy | Ary, amin'izany [1.4, 1.5] | |
Teny iditra | or | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | 1. volamena.
Chaîne d'or: rojo volamena.
Drap d'or: lamba volamena
2. Farantsa volamena. Il cherche de l'or pour porter en voyage: mitady farantsa volamena hoenti-mandeha lavitra izy 3. harena, vola [1.4] | |
Fanazavàna teny frantsay | (métal) volamena [1.5] | |
Voambolana | Simia | |
Mpanahaka | Au | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |