Teny iditra | 1 volamena |
Singan-teny | 2 vola, mena |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Simia |
Fanazavàna teny malagasy |
5 karazana metaly anisan'ireo antsoina hoe "sarobidy": mavomena mamiratra ny volony, mavsan-danja izy, azo hanifisina faran'izay kely ary tsy mety miova fenitra na oviana na oviana: ireo toetrany rehetra ireo no nahatonga azy hanaovana firavaka sarobidy isan-karazany sy ho fototry ny sandam-bola miasa eran-tany; misy karazany roa ny volamena: ny volamena maitso sy mena. [1.1] 6 karazana metaly sarobidy mavo na fotsy na mena [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 gold [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 or. Associé au monde du ciel [Tanala]
[1.6] 9 or [1.3, 1.8, 1.13] 10 or (métal) [1.5] |
Isam-pirenena |
11 Au [3.1] |
Ohatra |
12 Misy toerana ihadiam-bolafotsy, misy toerana fanadiovam-bolamena [2.996] 13 Randra-madinika no nanaovany ny volony ary kavina volamena kely izay no nitevika ny sofiny. [2.470] 14 Raha misy ady mipoaka, hoy aho, mba misondro-bidy koa ny volamena sy ny vatosoa. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny volamena io |
Tsanganana sy sary iray takila |
21 Fisokajiana miherina |
Lahatsoratra |
22 Randzavola: volamena ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) |
Fivaditsoratra | 23 valomena, volamena |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/31 |