|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  ~or~
Sokajin-teny  2  tsofoka [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3 infixe qui entre dans la composition de racines secondaires: tsoropaka (tsopaka), ngorodona (ngodona) [1.12]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Teny misy io tsirinteny io

Teny iditra (2/4) 5  or    
Sokajin-teny  6  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  7 na [1.17]

Teny iditra (3/4) 8  or    
Sokajin-teny  9  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 ary, amin'izany [1.4, 1.5]

Teny iditra (4/4) 11  or    
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 1. volamena. Chaîne d'or: rojo volamena. Drap d'or: lamba volamena
14 2. Farantsa volamena. Il cherche de l'or pour porter en voyage: mitady farantsa volamena hoenti-mandeha lavitra izy
15 3. harena, vola [1.4]
Fanazavàna teny frantsay  16 (métal) volamena [1.5]
Voambolana  17  Simia
Mpanahaka  18  Au

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22