Teny iditra | dango | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Laona: Mavesa-mody mavesa-mandeha dia koa ny mpamanga dango (mitondra entana atakalo vary ka tsy miala entana toa mpivarotra laona) [1.78] | |||
[Bara] laona [1.78] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A mortar. See laona [1.2] | |||
Sampanteny |
| |||
Anaran-toerana |
| |||
Teny iditra | dango | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Tsirika [1.78] | |||
Teny iditra | dango | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Loha-lakana [1.78] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Les deux bouts de la pirogue [1.82] | |||
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | |||
Teny iditra | dango | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Enveloppe du bouquet du palmiste. (bandrôka). [1.19] | |||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |||
Fivaditsoratra | dango, donga, gonda |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26 |
![]() |