Teny iditra | k
![]() | ||
Sokajin-teny | anarana (eva) | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tarehintsoratra fahafolo ary renisoratra fahafito amin'ny abidy malagasy. Nyh no miova hok amin'ny fanakamban-teny: mihinina hena =mihinan-kena. Amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao misy tovona man, dia alatsaka ny k amin'ny ft. ary dia akambana fotsiny amin'ny zanatsoratra manarakaraka ny man: man-kaikitra = manaikitra. [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Dixième lettre et septième consonne de l'alphabet malgache. Dans KA final, k devient ordinairement h et quelquefois f, dans la formation des participes et des impératifs: Satroka, satrohy, satrohana, isatrohana; Daroka, darofy, darofana. Après le préfixe MAN, k initial disparaît dans les formes verbales: Kaikitra, manaikitra; Kitikitika, manitikitika; Ketoketoka, manetoketoka; Ketsa, manetsa. [1.3] | ||
Mpanahaka | abidỳ | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny abidia | ||
Lahatsoratra | Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy | ||
Sary |
| ||
Teny iditra | K
![]() | ||
Sokajin-teny | anarana (eva) | ||
Fanazavàna teny malagasy | Singa mivaingana, faha-19 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Potassium. [3.1] | ||
Voambolana | Simia | ||
Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14 |
![]() |