Teny iditra |
l
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny
abidy malagasy. Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny:
hevitra lalina = hevi-dalina. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
|
Mpanahaka |
abidỳ |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Lahatsoratra |
Sary |
|
|
Teny iditra |
L
 |
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Marika romana izay milaza ny isa 50 [3.1]
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|