Teny iditra |
laona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazo na vato noloahana -- fa tsy tanteraka -- ka atao fitotoam-bary: Laom-bato, laon-kazo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A mortar for pounding rice; any mortar [Mal. lasung (?)] [1.2]
|
| A mortar for pounding rice, maize, etc [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mortier pour piler le riz, le maïs, etc [1.8]
|
Ohatra |
1 | laona sy fanoto no manodidina azy ary ahitra malemy mifatratra an-tsobiky no taingenan' ny sasany aminy.
[2.470]
|
2 | Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto.
[2.472]
|
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|