Teny iditra |
n
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache
et la dizième des consonnes. [1.3]
|
Mpanahaka |
abidỳ |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Lahatsoratra |
Sary |
|
|
Teny iditra |
-n-
|
Sokajin-teny | kianteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na
mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny
tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy
izao izany: atovana amin'ny
anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon'
olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza) [1.1]
|
|
Teny iditra |
N
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Azôty na
nitirôzenina.
Singa mietona, fahafito amin'ny
fisokajiana miherina.
[3.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Nitrogen [3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Azote [3.1]
|
Voambolana |
|