Teny iditra x
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1]
Mpanahaka  abidỳ ~ Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Sary 

Teny iditra X
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Marika romana izay milaza ny isa 10 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20