|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sihanaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Sakalava] Kamory lalina tsy misy ahitra

Teny iditra (2/3)4  sihanaka
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.196] (de hanaka : lac, étang, marécage ; c'est la même racine qui vaut leur nom aux Sihanaka qui peuplent les environs du lac Alaotra). Nom donné à des plantes soit aquatiques, notamment Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Soit croissant dans la vase, au bord des eaux , notamment : Jussiaea repens L. (Onagraceae). Les jeunes pousses de cette dernière sont souvent mangées en salade. [Sakalava]
7  [Betsileo]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)10  Sihanaka
Sokajin-teny  11  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Foko kelikely manodidina ny farihin' alaotraBemarivo ambony sy Tampoketsa atsimo (avaratra), ny renirano Mahajamba ambony (andrefana), ary ireo havoana bezanozano sy ny ala (atsinanana). Renivohiny: Ambatondrazaka
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] the name of a tribe in the northern central portion of Madagascar; a large but shallow lake called Alaotra occupies the N.E. corner of the plain, and at no very remote time most probably spread over the greater portion of it.
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.5] population de l'intérieur de l'île, située au nord de l'Imerina (ville principale: Ambatondrazaka)
Ohatra  15  Izany hoe nisy kely tsy itoviana amin' ny sihanaka avaratra. [2.436#]
16  Vahoaka-mpanjaka daholo ny sihanaka rahefa nisy ny toy izany. [2.472#109]
Voambolana  17  Tantara: firenena
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila  19  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  20  hakasany, hasakany, hasikana, hikasana, hisakana, hisanaka, kasahian, nahasaky, sakahina, Sihanaka, sihanaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/27