|
|
|
|

Teny iditra1  Tandroy
Singan-teny  2  t~, roy
Sokajin-teny  3  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
5  [Antandroy] Foko lehibebe amin' ny tendron' i Madagasikara atsimo indrindra mitoetra amin' ny tany voafaritry ny ony Menarandra, andrefana; Mandrare, atsinanana, ary ny havoana Vohimainty, avaratra.
Ny anarany dia avy amin' ny hoe "androy", karazan-draketa be ranony, izay hany zavamaniry azo hanina amin' io tany ngazana sy maina mandavan-taona io. Tanàn-dehibebe: Ambovombe, Beloha
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.11#76]
7  [Antandroy] tribu de l’extrême-sud de l’Ile, occupant le pays compris entre le Mandrare à l’est, la Menarandra à l’ouest et les monts Vohimainty au nord. Son nom vient du mot androy désigant une sorte de cactus à fruits savoureux qui constitue une des principales plantes vivrières dans ce pays calcaire désolé par la sécheresse. Quant à l’origine de la tribu elle-même, on la fait remonter à deux tribus autochtones: les Karimbola et les Mahandrovato, qui auraient été elles-mêmes soumises par des chefs d’origine indienne, vers la fin du XVème siècle. — Les Antandroy émigrent aujourd'hui peu à peu et parfois en masse, surtout à partir de l’instant où une chenille introduite par l’Administration française pour éliminer le cactus il y a quelques années, est venue ravager l’ androy, leur principale mourriture. Ville principale: Ambovombe.
8  [1.5#280]
9  [Tandroy] population de l'extrême sud-est de Madagascar (villes principales: Ambovombe, Tsihombe, Antanimora)
10  [1.5#69]
11  [Antandroy] population de l'extrême sud de Madagascar, qui habite entre les rivières Menarandra et Mandrare (ville principale: Ambovombe)
Ohatra  12  Ireny tandroy ireny moa mahay manapaka kofehy mena. [2.606#208]
13  Izy no lazaina fa mahery indrindra tamin' ny antandroy. [2.508]
Voambolana  14  Tantara: firenena
Tsipelina hafa  15  antandroy
Lohateny  16  Boke Arofototse : Livre sur la culture Antandroy, peuple du grand sud de Madagascar (Mahafay Monja)
17  Dictionnaire malgache dialectal - français : Dialecte Tandroy (Fee Sarah)
18  Tantara sy fomban-drazana Antandroy (Vorimanana Gabriel)
Tsanganana sy sary iray takila  19  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  20  andrito, atondri, danitro, itondra, ndaotry, Tandroy

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/14