Teny iditra | akoravato | |
Singan-teny | akora ; vato | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Vato maranitra na mitrikitriky eny an-dalana [1.1] | |
[ akora vato ] Silatsila-bato toa tsy ilaina manao ahoana [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Loose chips of stone. Rubble walling or foundation. [1.2] | |
Fivaditsoratra | akoravato, voaokatra, voataroka, voatoraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/13 |