Teny iditra | andiany (any, dia, -ny) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Olona na biby maromaro miara-dia, na manao dia be na miara-manidina raha vorona: Andiam-borona [1.1] | ||
Pôtro [1.13] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A company, a flock, a herd. See dia. [1.2] | ||
A flock, a herd, a crowd [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Troupeau, troupe, compagnie [1.8] | ||
Section, groupe [1.13] | |||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny andiany io | ||
Fivaditsoratra | adinina, andiany, anidina, idinana, indiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |