|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba nomen' andriamanitra ny hitsiny
Singan-teny  2  arahaba, omena, Andriamanitra, hitsy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy olona nampinomina ka velona soa aman-tsara
Voambolana  5  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20