Teny iditra | mikaly (kaly) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao zavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy hokianina [1.1] | ||||||||
Ohatra | Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | mikaly, milika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |