Teny iditra | mitopatopa (topatopa (topa)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihetsiketsika, mihevingevina, manonja: Mitopatopa ny alon-drano [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be agitated, to rise in waves [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Se soulever en vagues [1.8] | ||||||
Ohatra | Mitopatopa ny onja vaventy.
[2.471] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |