|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  rabaraba
Fototeny  2  raba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] Root of arabaraba, mirabaraba, mandrabaraba
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#496] action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Tovy hevitra  12  raba

Teny iditra (2/4)13  rabaraba
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.2] a word used for a rat in the phrase tain-drabaraba
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3#496] (vieux) rat
Voambolana  17  Haibiby: mampinono
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)19  rabaraba
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1] [Sakalava] Fivelatry ny ravin-javamaniry raha vao mitsiry
Voambolana  22  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (4/4)23  rabaraba
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25  [3.1] karazan-kazo (Chaetocarpus rabaraba, Capuron)
Voambolana  26  Haizavamaniry: hazo

Fivaditsoratra  27  barabara, rabaraba

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/15