|
|
|
|

Teny iditra1  sakaizan-kavitra
Singan-teny  2  sakaiza, havitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny akoho tanora izay tsara raha atsatsika amin' ny afo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] ami de la broche: petit poulet bon pour un petit rôti
Voambolana  6  Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01