Teny iditra | tompokolahy | ||||
Singan-teny | tompoko ; lahy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny asolo ny anaran' ilay itenenana ho mari-panajana [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Sir. More respectful than tompoko [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Monsieur [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Teny fanajana | ||||
Tohi-kevitra | tompokovavy | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14 |