|
|
|
|

Teny iditra1  tongo-dovia
Singan-teny  2  tongotra, lovia
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia
Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] course à cloche-pied
Voambolana  6  Fanatanjahan-tena
Mpanahaka  7  manao tongo-dovia, manao gisalahy maty vady
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny tongo-dovia io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/10