<-
->

Jdt 13:1 Nony hariva ny andro, samy niverina faingana nankany an-dainy avy ny mpanompon' i Holoferina. Vagao koa nanakatona ny varavaran' efitra, dia lasa. Quand il se fit tard, ses officiers se hâtèrent de partir. Bagoas ferma la tente de l' extérieur, après avoir éconduit d' auprès de son maître ceux qui s' y trouvaient encore. Ils allèrent se coucher, fatigués par l' excès de boisson,
Jdt 13:2 Doroky ny divay daholo ry zareo et Judith fut laissée seule dans la tente avec Holopherne effondré sur son lit, noyé dans le vin.
Jdt 13:3 ary Jodita irery sisa tao amin' ny efitra. Judith dit alors à sa servante de se tenir dehors, près de la chambre à coucher, et d' attendre sa sortie comme elle le faisait chaque jour. Elle avait d' ailleurs eu soin de dire qu' elle sortirait pour sa prière et avait parlé dans le même sens à Bagoas.
Jdt 13:4 Holoferina izany nivalandotra teo am-pandriany, renoky ny torimason-kamamoana mafy. Tous s' en étaient allés de chez Holopherne et nul, petit ou grand, n' avait été laissé dans la chambre à coucher. Debout près du lit Judith dit en elle-même "Seigneur, Dieu de toute force, en cette heure, favorise l' oeuvre de mes mains pour l' exaltation de Jérusalem.
Jdt 13:5 Efa nilazan' i Jodita ny ankizivaviny mba hitsangana eo ivelany, anoloan' ny efitra, sy hanao antilitily. C' est maintenant le moment de ressaisir ton héritage et de réaliser mes plans pour écraser les ennemis levés contre nous."
Jdt 13:6 Jodita kosa nitsangana teo anoloan' ny fandriana, nivavaka kelikely tamin-dranomaso, nanetsika mangingina ny molony: Elle s' avança alors vers la traverse du lit proche de la tête d' Holopherne, en détacha son cimeterre,
Jdt 13:7 Ry Tompo Andriamanitr' Israely, hoy izy, hatanjaho aho, ary topazo fijery mitahy amin' izao ny asan' ny tànako, mba hanangananao indray an' i Jerosalema tanànanao, araka ny teny napetrakao, sy hanatontosako izay noheveriko ho mety ho vitako amin' ny fanampianao ahy. puis s' approchant de la couche elle saisit la chevelure de l' homme et dit : "Rends-moi forte en ce jour, Seigneur, Dieu d' Israël!"
Jdt 13:8 Nony avy niteny izany izy, dia nankeo amin' ny andry teo an-doha fandrian' i Holoferina, novahany ny sabany nihantona teo, Par deux fois elle le frappa au cou, de toute sa force, et détacha sa tête.
Jdt 13:9 ka nony notsoahany avy ao amin' ny tranony, dia nandray ny volon' i Holoferina izy nanao hoe: Tompo Andriamanitra ô, herezo aho amin' ity fotoana ity! Elle fit ensuite rouler le corps loin du lit et enleva la draperie des colonnes. Peu après elle sortit et donna la tête d' Holopherne à sa servante,
Jdt 13:10 Dia nojanjanany indroa teo amin' ny hatony izy, ka tapany ny lohany; ary notsoahany ny elom-pandriana teo amin' ny andry, dia nakodiany tamin' ny tany ity vatana tapa-doha; qui la mit dans la besace à vivres, et toutes deux sortirent du camp comme elles avaient coutume de le faire pour aller prier. Une fois le camp traversé elles contournèrent le ravin, gravirent la pente de Béthulie et parvinrent aux portes.
Jdt 13:11 ary dia nivoaka tsy nijanonjanona izy, ka natolony an' ilay ankizivaviny ny lohan' i Holoferina, nasainy hatao ao an-kitapony. De loin Judith cria aux gardiens des portes : "Ouvrez, ouvrez la porte! Car le Seigneur notre Dieu est encore avec nous pour accomplir des prouesses en Israël et déployer sa force contre nos ennemis comme il l' a fait aujourd' hui!"
Jdt 13:12 Niara-nandeha, araka ny fanaony, hoatra ny handeha hivavaka izy roa ka rahefa namaky ny toby sy nahodidina ny lohasaha izy dia tonga tao am-bavahadin' ny tanàna. Quand les hommes de la ville eurent entendu sa voix, ils se hâtèrent de descendre à la porte de leur cité et appelèrent les anciens.
Jdt 13:13 Mbola lavitra, dia niantso ny mpiambina ny manda Jodita nanao hoe: Vohay ny vavahady, fa momba antsika Andriamanitra, ary naneho ny fahefany nanasoavany an' Israely. Du plus petit jusqu' au plus grand tout le monde accourut, car on ne s' attendait pas à son arrivée. Les gens ouvrirent la porte, accueillirent les deux femmes, firent du feu pour y voir et les entourèrent.
Jdt 13:14 Raha nandre ny teniny ny mpiambina, dia niantso ny loholon' ny tanàna. D' une voix forte Judith leur dit : "Louez Dieu! Louez-le! Louez le Dieu qui n' a pas détourné sa miséricorde de la maison d' Israël, mais qui, cette nuit, a par ma main brisé nos ennemis."
Jdt 13:15 Niaraka tamin' izay, nirohotra nanatona azy ny olona rehetra hatramin' ny kely indrindra ka hatramin' ny lehibe indrindra fa efa saiky namoy fo ny hiverenany izy ireo. Elle tire alors la tête de sa besace et la leur montre : "Voici la tête d' Holopherne, le général en chef de l' armée d' Assur, et voici la draperie sous laquelle il gisait dans son ivresse! Le Seigneur l' a frappé par la main d' une femme!
Jdt 13:16 Nandrehitra fanilo sady nitangorona nanodidina azy izy rehetra. Niakatra teo amin' ny toerana avoavo Jodita, nampangina ny olona; ka nony nangina avokoa izy ireo, dia hoy izy: Vive le Seigneur qui m' a gardée dans mon entreprise! Car mon visage n' a séduit cet homme que pour sa perte. Il n' a pas péché avec moi pour ma honte et mon déshonneur."
Jdt 13:17 Miderà ny Tompo Andriamanitsika, fa tsy nandao izay manantena azy izy. En proie à une grande émotion tout le peuple se prosterna pour adorer Dieu et cria d' une seule voix : "Béni sois-tu, ô notre Dieu, toi qui, en ce jour, as anéanti les ennemis de ton peuple!"
Jdt 13:18 Izaho, ankizivaviny, no nanatanterahany ny teny famindram-po napetrany hanasoavany ny vahoakan' Israely, fa novonoiny alina tamin' ny tànako ilay fahavalon' ny vahoakany. Ozias, à son tour, dit à Judith "Sois bénie, ma fille, par le Dieu Très-Haut, plus que toutes les femmes de la terre; et béni soit le Seigneur Dieu, Créateur du ciel et de la terre, lui qui t' a conduite pour trancher la tête du chef de nos ennemis!
Jdt 13:19 Teo dia notsoahiny avy ao an-kitapo ny lohan' i Holoferina, nasehony azy ireo, sy nolazainy hoe: Ity ny lohan' i Holoferina, komandin' ny tafiky ny Asiriana; ary ity ny elom-pandriana nanaloka azy nandry efa renoky ny hamamoana, izay namonoan' ny Tompo azy tamin' ny tanam-behivavy. Jamais la confiance dont tu as fait preuve ne s' effacera de l' esprit des hommes; mais ils se souviendront éternellement de la puissance de Dieu.
Jdt 13:20 Marina toy ny mahavelona ny Tompo ny niambenan' ny anjeliny ahy, na tamin' ny nandehanako, na tamin' ny nijanonako teo amin' izy ireo, na tamin' ny niverenako, ary tsy navelan' ny Tompo ho voaloto ny ankizivaviny, fa naveriny aminareo tsy voapentin' ny ota na kely akory aza, sady faly amin' ny fandreseny, sy ny fiarovany ahy, ary ny fahafahany anareo. Fasse Dieu que tu sois éternellement exaltée et récompensée de mille biens, puisque tu n' as pas ménagé ta vie quand notre race était humiliée, mais que tu as conjuré notre ruine en marchant droit devant notre Dieu." Tout le peuple répondit : "Amen! Amen!"
Jdt 13:21 Koa mihirà fiderana azy hianareo rehetra, fa tsara izy, ary maharitra mandrakizay ny famindram-pony.
Jdt 13:22 Dia nitsaoka ny Tompo ny olona rehetra, sady nanao taminy hoe: Ny Tompo nitahy anao tamin' ny heriny, fa hianao no nampanjariany ho tsinontsinona ny fahavalontsika rehetra.
Jdt 13:23 Hoy koa Oziasa lehiben' ny vahoakan' Israely taminy: Anaka, nosoavin' ny Tompo Andriamanitra Avo Indrindra hianao, mihoatra ny vehivavy rehetra eto ambonin' ny tany.
Jdt 13:24 Isaorana anie ny Tompo, mpahary ny lanitra sy ny tany, izay nitondra ny tànanao hanapa-doha ny lehibe indrindra amin' ny fahavalontsika.
Jdt 13:25 Ary akory ity voninahitra nanandratany ny anaranao androany, fa ny fiderana anao tsy ho afaka am-bavan' ny olona izay hahatsiaro mandrakizay ny fahefan' ny Tompo; satria tsy nandala ny ainao hianao, hanasoavanao azy ireo, nony nahita ny fijaliana amam-pahorian' ny firenenao, fa namonjy anay tsy ho levona tamin' ny nandehananao araka ny fahamarinana, teo anatrehan' ny Andriamanitsika.
Jdt 13:26 Dia indray namaly ny vahoaka rehetra nanao hoe: Ho tanteraka anie izany! Ho tanteraka anie izany!
Jdt 13:27 Rahefa izany, nantsoina hankeo Akiora, ka hoy Jodita taminy: Ny Andriamanitr' Israely izay nambaranao hoe mahavaly ny fahavalony, dia nanapaka alina tamin' ny tànako, ny lohan' ilay lehiben' ny tsy mpino rehetra.
Jdt 13:28 Ary mba hampiaiky anao fa to tokoa izany, dia indro ny lohan' i Holoferina, izay nentin' ny fiavonavonana midaondaona ka naniratsira ny Andriamanitr' Israely, ary nandrahona ny hamono anao ho faty, nanao hoe: Raha avy izay handreseko ny vahoakan' Israely, dia hovonoiko amin' ny lelan-tsabatra koa hianao.
Jdt 13:29 Nony nahita ny lohan' i Holoferina Akiora, dia nihoron-koditra natahotra, ka lavo nihohoka tamin' ny tany, sady torana.
Jdt 13:30 Nony nahatsiaro tena sy nody saina izy, nihohoka teo an-tongotr' i Jodita, nanao taminy hoe: Aoka ho antsoina ho nosoavin' ny Andriamanitrao anie hianao, eo ambanin' ny lain' i Jakoba rehetra. Ary hianao no hahazoan' ny Andriamanitr' Israely voninahitra eny amin' ny firenena rehetra handre ny anaranao.

<-
->