<-
->

Jdt 7:1 Ny ampitson' iny, dia nomen' i Holoferina didy ny miaramilany hiakatra hamely an' i Betolia. Le lendemain, Holopherne fit donner ordre à toute son armée, et à toute la foule des auxiliaires qui s'étaient rangés à ses côtés, de lever le camp pour se porter sur Béthulie, d' occuper les hautes passes de la montagne et d' engager ainsi la guerre contre les Israélites.
Jdt 7:2 Ny tafiny dia miaramila an-tongotra roa alina sy iray hetsy, an-tsoavaly roa arivo sy roa alina, afa-tsy ny lehilahy volony hiady azony sambo-belona, sy ny tovolahy nalainy tamin' ny faritany sy ny tanàna. En ce même jour tous les hommes d' armes levèrent donc le camp. Leur armée sur pied de guerre comprenait 120.000 fantassins et 12.000 cavaliers, sans compter les bagages et la multitude considérable des gens de pied mêlés à eux.
Jdt 7:3 Indray nioman-kiady amin' ny zanak' Israely avokoa izy rehetra ireo, dia nandeha nanaraka ny tendrombohitra, hatrany an-tampony mahatazana an' i Dotaina, dia nitoby hatreo amin' ny fitoerana atao hoe Belma, ka hatrany Kelmona, tandrifin' i Esdrelona. Ils s' engagèrent dans le vallon proche de Béthulie en direction de la source et se déployèrent en profondeur, de Dotaïn jusqu'à Belbaïn, et en longueur, de Béthulie jusqu'à Cyamôn, située en face d' Esdrelon.
Jdt 7:4 Nony nahatazana izany vahoaka be izany ny zanak' Israely dia nihohoka tamin' ny tany, nanisy lavenona ny lohany, niara-nivavaka tamin' ny Andriamanitr' Israely mba hampiharihary ny indrafony amin' ny vahoakany. Quand les Israélites aperçurent cette multitude, tout tremblants ils se dirent entre eux : "Et maintenant ils vont tondre tout le pays! Ni les cimes les plus élevées, ni les gorges, ni les collines ne pourront tenir sous leur masse!"
Jdt 7:5 Rahefa izany, noraisiny ny fiadiany, dia notanany ireo toerana misy sakeli-dàlana azo aleha eo anelanelan' ny tendrombohitra ka nambenany andro aman' alina. Chacun prit ses armes, sur les tours des feux furent allumés et l' on passa cette nuit-là à veiller.
Jdt 7:6 Raha nitetitety ny manodidina Holoferina, dia nahita loharano anankiray taty ivelan' ny tanàna tamin' ny ilany atsimo, misy lakan-drano nalehan' ny rano mankao, dia nasainy notapahina ny lakan-drano. Le deuxième jour Holopherne déploya toute sa cavalerie sous les yeux des Israélites qui étaient à Béthulie.
Jdt 7:7 Nisy loharano sasany koa anefa, tsy lavitra ny manda loatra, falehan' izy ireo nafahy rano, an-katakonana, nantsaka rano kely toa hampitony ny hetahetany fotsiny, fa tsy hoe hanafak' hetaheta azy. Il explora les montées qui conduisaient à leur ville, reconnut les sources d' eau, les occupa, y plaça des postes de soldats et revint lui-même à son armée.
Jdt 7:8 Kanjo tonga tao amin' i Holoferina ny taranak' i Amona sy Moaba, nanao hoe: Ny zanak' Israely tsy mba mitoky amin' ny lefony na amin' ny zana-tsipìkany, fa ireo tendrombohitra ireo no miaro azy, ary ireo havoana mihantona ambony hantsana ireo no heriny. Puis, les princes des fils d' Esaü, les chefs du peuple des Moabites et les généraux du district côtier s' approchèrent de lui et lui dirent
Jdt 7:9 Ka mba hahazoanao mandresy tsy miady an' ireo, asio mpiambina eo amin' ny loharano hisakana azy ireo tsy hantsaka rano eo, dia ho fatinao tsy amin' ady ireo, na ho reraky ny hetaheta, ka hanolotra ity tanànany, izay heveriny tsy ho azo anihina, noho izy miorina ambony tendrombohitra. "Que notre maître veuille bien nous écouter et son armée n' aura pas une seule blessure.
Jdt 7:10 Nankasitrahan' i Holoferina sy ireo manamboninahiny izany hevitra izany, ka nasiany antoko miaramila zato lahy avy manodidina ny isan-doharano. Ce peuple des Israélites ne compte pas tant sur ses lances que sur la hauteur des monts où il habite. Il n' est certes pas facile d' escalader les cimes de ses montagnes!
Jdt 7:11 Rahefa roapolo andro no nanaovana izany fiambenana izany dia tankina maina avokoa ny rano tamin' ny lavadrano sy ny famorian-drano rehetra amin' ny mponina rehetra ao Betolia, any ka tsy nisy tavela hialany hetaheta intsony tao an-tanàna, na dia indray andro monja aza, fa am-patrany no nizarana ny rano isan' andro ho an' ny vahoaka. Alors, maître, ne combats pas contre eux en bataille rangée, et pas un homme de ton peuple ne tombera.
Jdt 7:12 Tamin' izay, indray niangona teo amin' i Oziasa avokoa ny olona rehetra, na lahy na vavy, na tanora na ankizy, ka indray niredona nanao taminy hoe: Reste dans ton camp et gardes-y tous les hommes de ton armée, mais que tes serviteurs s' emparent de la source qui jaillit au pied de la montagne.
Jdt 7:13 Hotsarain' Andriamanitra anie hianao sy izahay, fa nampidi-doza anay ny nataonao, tamin' ny nandavanao tsy hanao fanekem-pihavanana tamin' ny Asiriana; ka izany no nanoloran' Andriamanitra antsika ho eo an-tanan' ireo. C' est là en effet que se ravitaillent en eau les habitants de Béthulie. La soif les poussera donc à te livrer leur ville. Pendant ce temps nous et nos gens nous monterons sur les crêtes des monts les plus proches et nous y camperons en avant-postes : ainsi pas un seul homme ne sortira de la ville.
Jdt 7:14 Izany no tsy isian' ny olona tonga hamonjy antsika, kanefa isika ity efa hanan' ny hetaheta amam-pahoriana lehibe eo imason' ireo. La faim les consumera, eux, leurs femmes et leurs enfants, et, avant même que l'épée ne les atteigne, ils seront déjà étendus dans les rues devant leurs demeures.
Jdt 7:15 Koa ankehitriny, angony avokoa ny olona eto an-tanàna, dia ndeha isika hitolo-tena an-tsitra-po amin' ny fehin' i Holoferina. Et tu leur feras payer fort cher leur révolte et leur refus de venir pacifiquement à ta rencontre."
Jdt 7:16 Fa aleonay velon' aina sy misaotra an' Andriamanitra any am-pahababoana toy izay maty sy ho afa-baraka amin' ny olon-drehetra, rahefa hitanay maty teo imasonay ny vady aman-janakay. Leurs propos plurent à Holopherne ainsi qu'à tous ses officiers et il décida d' agir selon leurs suggestions.
Jdt 7:17 Alainay ho vavolombelona anio ny lanitra sy ny tany ary ny Andriamanitry ny razantsika, izay mamay antsika araka ny fahotantsika, fa mihanta aminao izahay, hanolotra ny tanàna izao ankehitriny izao eo an-tanan' ny miaramilan' i Holoferina, mba ho tojo faingana ny fahafatesana amin' ny lelan-tsabatra izahay, fa tsy hijaly foana mandra-pahafaty amin' ny hetaheta mahamay. Une troupe de Moabites partit donc et avec eux 5.000 Assyriens. Ils se glissèrent dans le vallon et s' emparèrent des points d' eau et des sources des Israélites.
Jdt 7:18 Nony avy niteny toy izany izy ireo dia nanezaka nigogogogo sy niantso mafy, nandritra ny ora maro, ny fiangonana rehetra, nitaraina tamin' Andriamanitra nanao hoe: Les Edomites et les Ammonites montèrent de leur côté, prirent position dans la montagne en face de Dotaïn, et envoyèrent de leurs hommes au sud et à l' est en face d' Egrebel qui est près de Chous, sur le torrent de Mochmour. Le reste de l' armée assyrienne prit position dans la plaine et couvrit toute la région. Tentes et bagages formaient un campement d' une masse énorme car leur multitude était considérable.
Jdt 7:19 Nanota avokoa izahay sy ny razanay, nivadika izahay, nanao ny tsy marina izahay! Les Israélites crièrent vers le Seigneur leur Dieu. Ils perdaient courage, car les ennemis les avaient entourés et leur coupaient toute retraite.
Jdt 7:20 Hianao anefa, izay mpamindra fo, mamindra fo aminay; na aoka ny tenanao ihany no hamaly ny helokay amin' ny famaizana anay; fa aza atolotrao amin' izay vahoaka tsy mahalala anao akory ny olona manome voninahitra anao, Durant 34 jours l' armée assyrienne, fantassins, chars et cavaliers, les tint encerclés. Les habitants de Béthulie virent se vider toutes les jarres d' eau
Jdt 7:21 mba tsy hisy hilaza amin' ny firenena hoe: Aiza ny Andriamanitr' izy ireo? et les citernes s'épuiser. On ne pouvait plus boire à sa soif un seul jour, car l' eau était rationnée.
Jdt 7:22 Nony efa sasatry ny nitaraina mafy sy nitomany teo izy ireo, dia nangina. Les enfants s' affolaient, les femmes et les adolescents défaillaient de soif. Ils tombaient dans les rues et aux issues des portes de la ville, sans force aucune.
Jdt 7:23 Izay Oziasa vao nitsangana, vonton-dranomaso, nanao hoe: Matokia tsara, ry rahalahiko, ary andraso hadimiana aloha ny famindra-pon' ny Tompo. Tout le peuple, adolescents, femmes et enfants, se rassembla autour d' Ozias et des chefs de la ville, poussant de grands cris et disant en présence de tous les anciens
Jdt 7:24 Fa angamba hatsahany ny fahatezerany ary homeny voninahitra ny anarany. "Que Dieu soit juge entre vous et nous, car vous nous avez causé un immense préjudice en ne traitant pas amicalement avec les Assyriens.
Jdt 7:25 Rahefa tapitra ny hadimiana ka tsy tonga ny vonjy, dia hataontsika amin' izay ny hevitra naposakareo. Maintenant, il n' y a plus personne qui puisse nous secourir. Dieu nous a livrés entre leurs mains pour être terrassés par la soif en face d' eux et périr totalement.
Jdt 7:26 Appelez-les donc tout de suite. Livrez entièrement la ville au pillage des gens d' Holopherne et de toute son armée.
Jdt 7:27 Après tout, il vaut bien mieux pour nous devenir leur proie. Ainsi nous serons esclaves sans doute, mais nous vivrons et nous ne verrons pas de nos yeux la mort de nos petits, ni le trépas de nos femmes et de nos enfants.
Jdt 7:28 Nous vous adjurons par le ciel et la terre ainsi que par notre Dieu, le Seigneur de nos pères, qui nous punit à cause de nos fautes et pour les transgressions de nos pères, d' agir de cette façon aujourd' hui même."
Jdt 7:29 L' assemblée tout entière se livra à une immense lamentation et tous crièrent à haute voix vers le Seigneur Dieu.
Jdt 7:30 Ozias leur dit : "Courage, frères, tenons encore cinq jours. D' ici là le Seigneur notre Dieu aura pitié de nous, car il ne nous abandonnera pas jusqu' au bout!
Jdt 7:31 Si, ce délai écoulé, aucun secours ne nous est parvenu, alors je suivrai votre avis."
Jdt 7:32 Puis il congédia le peuple, chacun dans ses quartiers. Les hommes s' en allèrent sur les remparts et les tours de la cité, renvoyant femmes et enfants à la maison. La ville était plongée dans une profonde consternation.

<-
->