<-
->

1M 9:33 Nony nandre izany fikasany izany Jonatasa sy Simona rahalahiny, mbamin' izay rehetra nomba azy, dia nandositra tany an' efitr' i Tekoe, sy nitoetra teo akaikin' ny rano amin' ny lava-drano Asfara. Celui-ci, en ayant eu connaissance, ainsi que son frère Simon et tous ceux qui l' accompagnaient s' enfuirent au désert de Thékoé et campèrent près de l' eau de la citerne Asphar.