<- -> |
[King James Bible] Book of Micah |
[Baiboly 1865] Mika |
[Baiboly Katolika] Mikea |
[Bible de Jérusalem] Livre de Michée |
||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||
Mik / Mi 1:5 | For the transgression of |
Noho ny fahadisoan' i Jakoba sy ny fahotan' ny taranak' Isiraely no isian' izany rehetra izany. Iza no nahadiso an' i Jakoba? Tsy Samaria va? Ary iza no fitoerana avon' i Joda? Tsy Jerosalema va? | Ny hisian' izany dia noho ny helok' i Jakoba sy noho ny fahotan' ny taranak' Israely. Inona no helok' i Jakoba? Tsy Samaria va? Ary iza no fitoerana avon' i Jodà? Tsy Jerosalema va? | Tout cela, à cause du crime de |