<- -> |
[King James Bible] Book of Micah |
[Baiboly 1865] Mika |
[Baiboly Katolika] Mikea |
[Bible de Jérusalem] Livre de Michée |
||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||
Mik / Mi 4:2 | And many nations shall come, and say, Come, and let us go up to the mountain of the |
Eny, maro ny jentilisa no hiainga ka hanao hoe: Andeha Isika hiakatra any an-tendrombohitr' i Jehovah, Ho any an-tranon' Andriamanitr' i Jakoba, Mba hampianarany antsika ny amin' ny lalany, Ka handehanantsika amin' ny atorony; Fa avy any Ziona no hivoahan' ny lalàna, Ary avy any Jerosalema ny tenin' i Jehovah. | Vahoaka maro no ho tonga sy hanao hoe: Andeha isika hiakatra any an-tendrombohitry ny Tompo, any an-tranon' Andriamanitr' i Jakoba; fa hampianariny antsika ny làlany, dia hizotra amin' ny sakeli-dàlany isika. | alors viendront des nations nombreuses qui diront : " Venez, montons à la montagne de |