<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 2:4 | And when he had gathered all the chief priests and scribes of the people together, he demanded of them where |
Dia namory ny lohan' ny mpisorona rehetra sy ny mpanora-dalàna tamin' ny vahoaka izy ka nanontany ary hoe: Aiza mba no hahaterahan' i Kristy? | ka namory ny lohan' ny mpisorona rehetra sy ny mpanora-dalàna tamin' ny vahoaka izy, ary nanontany azy hoe: Aiza no hahaterahan' ny Kristy? | Il assembla tous les grands prêtres avec les scribes du peuple, et il s' enquérait auprès d' eux du lieu où devait naître le |