<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 26:40 | And he cometh unto the disciples, and findeth them asleep, and saith unto |
Ary nankeo amin' ny mpianatra Izy ka nahita azy matory, dia hoy Izy tamin' i Petera: Hay! tsy mahazaka ny miara-miari-tory amiko na dia ora iray ihany aza ianareo! | Dia nankeo amin' ny mpianany izy, ka hitany fa natory ireo, dia hoy izy tamin' i Piera: Hay hianareo tsy nahazaka ny miara-miari-tory amiko ora iray akory? | Il vient vers les disciples et les trouve en train de dormir ; et il dit à |