<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 26:47 | And while he yet spake, lo, |
Ary raha mbola niteny Jesosy, indro, avy Jodasy, izay isan' ny roa ambin' ny folo lahy, mbamin' ny vahoaka betsaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin' ny lohan' ny mpisorona sy ny loholona. | Raha mbola niteny izany izy, dia indro tamy Jodasy isan' ny roa ambin' ny folo lahy, arahin' ny vahoaka be nitondra sabatra sy langilangy, nirahin' ny lohandohan' ny mpisorona sy ny loholona. | Comme il parlait encore, voici |