<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 26:55 | In that same hour said |
Ary tamin' izany ora izany dia niteny tamin' ny vahoaka Jesosy ka nanao hoe: Mivoaka mitondra sabatra sy langilangy hisambotra Ahy toy ny hisambotra jiolahy va ianareo? Isan' andro dia nipetraka nampianatra teo an-kianjan' ny tempoly Aho, nefa tsy nisambotra Ahy ianareo. | Ary tamin' izay dia hoy Jeso tamin' ireo vahoaka ireo: Mova tsy ny hisambotra jiolahy hianareo mitondra sabatra sy langilangy hisambotra ahy; nipetraka isan' andro teo aminareo aho, nampianatra teo an-tempoly, nefa tsy nosamborinareo; | A ce moment-là |