<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 26:71 | And when he was gone out into the porch, another maid saw him, and said unto them that were there, This fellow was also with |
Ary nony niala ho eo am-bavahady izy, dia nahita azy ny ankizivavy anankiray koa ka nilaza tamin' izay teo hoe: Ity koa nomba an' i Jesosy avy any Nazareta. | Dia nankeo am-bavahady izy, ndeha hitsoaka, fa hitan' ny ankizivavy anankiray hafa koa, ka nolazainy tamin' ny olona teo hoe: Ity koa naman' i Jeso Nazareana; | Comme il s'était retiré vers le porche, une autre le vit et dit à ceux qui étaient là : " Celui-là était avec |