<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 9:35 | And |
Ary Jesosy nandeha nitety ny tanàna rehetra sy ny vohitra, nampianatra tao amin' ny synagoga sy nitory ny filazantsaran' ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin' ny rofy rehetra. | Ary Jeso nitety ny tanàna sy ny vohitra rehetra, nampianatra teo amin' ny sinagogany sy nitory ny Evanjelin' ny fanjakan' Andriamanitra, ary nahasitrana ny aretina mbamin' ny rofy rehetra. |