<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 14:4 | For the children of |
Fa firenena roa ny taranak' i Josefa, dia Manase sy Efraima; ary tsy mba nomeny anjara teo amin' ny tany ny taranak' i Levy, afa-tsy ny tanàna honenany sy ny tany manodidina ny tanànany ho an' ny omby aman' ondriny sy ny fananany. | Fa mizara ho foko roa ny taranak' i Josefa dia Manase sy Efraima, fa tsy mba nomena anjara tamin' ny tany ny levita afatsy ny tanàna honenany sy ny fananany. | Car les fils de |