Toko sy andininy momba Sipra

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 15.23 ary koa amin' ny faritany rehetra: Lampsaka, ny Sparsiata, Delosa, Minda, Sisiona, Karia, Samosa, Pamfilia, Lisia, Halikarnasa, Roda, Faselisa, Kosa, Sida, Aradosy, Gortina, Knida, Sipra, ary Sirena. et à tous les pays, à Sampsamé, aux Spartiates, à Délos, à Myndos, à Sicyone, à la Carie, à Samos, à la Pamphylie, à la Lycie, à Halicarnasse, à Rhodes, à Phasélis, à Cos, à Sidè, à Arados, à Gortyne, à Cnide, à Chypre et à Cyrène.

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 4.29 Menelesa moa nametraka an' i Lisimàka rahalahiny ho mpisorona lehibe, misolo azy; Sostraty kosa nametraka an' i Koratesa governoran' i Sipra ho solony. Tandis que Ménélas laissait pour le remplacer comme grand prêtre son propre frère Lysimaque, Sostrate laissait Kratès, le chef des Chypriotes.
...............
2M 10.13 Kanjo izany indrindra no niampangan' ireo sakaizan' ny mpanjaka azy teo anatrehan' i Epatora, sady isak' izao misy zavatra kely izao, reny antsoina hoe mpamadika ihany izy, noho izy nandao an' i Sipra izay napetrak' i Filometora taminy sy niandany tamin' i Antiokosa Epifana, ka tsy nanana afa-tsy fiandrianana tsy misy hajany intsony, dia nanary toky izy, ka namono tena tamin' ny poizina. Accusé en conséquence par les amis du roi auprès d' Eupator, il s' entendait, en toute occasion, appeler traître, pour avoir abandonné Chypre que lui avait confié Philométor, avoir passé du côté d' Antiochus Epiphane et n' avoir pas fait honneur à la dignité de sa charge : il quitta l' existence en s' empoisonnant.
...............
2M 12.2 Kanefa ireo jeneraly teo amin' ny tany, Timoteo sy Apolloniosa, zanak' i Gennea, mbamin' i Heronima sy Demofona, nanampy ireo koa Nikanora governoran' i Sipra, dia ny namela azy ireo handry fahizay, na hiaina amim-piadanana. Parmi les stratèges en place, Timothée et Apollonius, fils de Gennéos, et aussi Hiéronyme et Démophon, à qui s' ajoutait Nikanor le Cypriarque, ne laissaient goûter aux Juifs ni repos, ni tranquillité.

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 4.36 And Joses, who by the apostles was surnamed Barnabas, (which is, being interpreted, The son of consolation,) a Levite, and of the country of Cyprus, Ary Josefa, izay nataon' ny Apostoly hoe koa Barnabasy (izany hoe, raha adika, Zanaky ny fananarana), Levita, avy any Kyprosy no firazanany, Nisy levita anankiray atao hoe Josefa izay nomen' ny Apostoly anarana hoe Barnabe (izany hoe zanaky ny fanalana alahelo), teraka tany Sipra: Joseph, surnommé par les apôtres Barnabé ce qui veut dire fils d' encouragement , lévite originaire de Chypre,
...............
Asa 11.19 Now they which were scattered abroad upon the persecution that arose about Stephen travelled as far as Phenice, and Cyprus, and Antioch, preaching the word to none but unto the Jews only. Ary izay niely noho ny fanenjehana tamin' i Stefana dia nandeha hatrany, Foinika sy Kyprosy ary Antiokia, nefa tsy nitoriteny tamin' ny olona izy, afa-tsy tamin' ny Jiosy ihany. Tamin' izany, izay naelin' ny fanenjehana noho ny amin' i Etiena dia tonga hatrany Fenisia, sy Sipra, ary Antiokia, nefa tsy nitory teny afa-tsy tamin' ny Jody ihany. Ceux-là donc qui avaient été dispersés lors de la tribulation survenue à l' occasion d'Étienne poussèrent jusqu' en Phénicie, à Chypre et à Antioche, mais sans prêcher la parole à d' autres qu' aux Juifs.
Asa 11.20 And some of them were men of Cyprus and Cyrene, which, when they were come to Antioch, spake unto the Grecians, preaching the Lord Jesus. Ary ny sasany tamin' ireny, dia lehilahy avy any Kyprosy sy Kyrena izay tonga tany Antiokia, dia niresaka tamin' ny jentilisa koa ka nitory an' i Jesosy Tompo. Ny sasany tamin' izy ireo anefa izay lehilahy avy any Sipra sy Sirena, dia mba nisy niteny tamin' ny Greka ihany nony tonga tao Antiokia, nitory an' i Jeso Tompo. Il y avait toutefois parmi eux quelques Chypriotes et Cyrénéens qui, venus à Antioche, s' adressaient aussi aux Grecs, leur annonçant la Bonne Nouvelle du Seigneur Jésus.
...............
Asa 13.4 So they, being sent forth by the Holy Ghost, departed unto Seleucia; and from thence they sailed to Cyprus. Ary rehefa nirahin' ny Fanahy Masina izy roa lahy, dia nidina nankany Seleokia izy ka niondrana an-tsambo teo hankany Kyprosy. Dia nirahin' ny Fanahy Masina Saoly sy Barnabe, ka lasa nankany Seleosia, mba hiondrana an-tsambo eo, ho any Sipra. Eux donc, envoyés en mission par le Saint Esprit, descendirent à Séleucie, d' où ils firent voile pour Chypre.
...............
Asa 15.39 And the contention was so sharp between them, that they departed asunder one from the other: and so Barnabas took Mark, and sailed unto Cyprus; Ary nifanditra mafy izy roa lahy ka nisaraka; ary Barnabasy nitondra an' i Marka, dia niondrana an-tsambo nankany Kyprosy. Dia nifanditra mafy izy roa lahy, any ka tafasaraka terý: Barnabe moa nitondra an' i Marka, dia niondrana an-tsambo hankany Sipra izy roa lahy. On s'échauffa, et l' on finit par se séparer. Barnabé prit Marc avec lui et s' embarqua pour Chypre.
...............
Asa 21.3 Now when we had discovered Cyprus, we left it on the left hand, and sailed into Syria, and landed at Tyre: for there the ship was to unlade her burden. Ary nony nahatsinjo an' i Kyprosy izahay, dia nandalo azy tamin' ny ankavia ka nankany Syria, dia niantsona tao Tyro; fa tao no notaterina ny entan' ny sambo. Nony nahatsinjo an' i Sipra izahay, dia nandalo azy teo an-kavia, fa nanitsy any Siria, dia nitody tao Tira, fa tao no hametrahana ny entan' ny sambo. Arrivés en vue de Chypre, nous la laissâmes à gauche pour voguer vers la Syrie, et nous abordâmes à Tyr, car c' est là que le bateau devait décharger sa cargaison.
...............
Asa 21.16 There went with us also certain of the disciples of Caesarea, and brought with them one Mnason of Cyprus, an old disciple, with whom we should lodge. Dia niaraka taminay koa ny mpianatra sasany avy tany Kaisaria, izay nitondra anay ho any amin' i Menasona, olona avy any Kyprosy sady mpianatra maintimolaly, izay nokasainay hitoerana. Nisy mpianatra sasany avy any Sezarea niaraka taminay koa: nitondra mpianatra maintimolaly anankiray avy any Sipra izy ireo atao hoe Mnasòna: tao amin' io no nokasainay hitoerana. Des disciples de Césarée nous accompagnèrent et nous menèrent loger chez un certain Mnason, de Chypre, disciple des premiers jours.
...............
Asa 27.4 And when we had launched from thence, we sailed under Cyprus, because the winds were contrary. Ary nony niala teo izahay, dia nanara-morona an' i Kyprosy nihazo ny ilany takon-drivotra, satria nanohitra ny rivotra. Niala teo izahay, dia nanara-morona an' i Sipra, fa nanoha rivotra. Partis de là, nous longeâmes la côte de Chypre, parce que les vents étaient contraires.