Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : ampakarana
|
|
|
Ohabolana 1 | Alaon' ny andro nampakarana anie aho, fa sady voky no tiam-bady. [2.558 #107]
Alaon' ny andro nampakarana anie aho : ny hena be, ny fitia nandroso, ka sady Ramatoa aho no Raivo. [2.165 #1750, 2.415 #1257]
Alaon' ny andro nampakarana, fa sady voky no tiam-bady. [2.415 #1256]
|
Dikanteny frantsay | Dans vos chagrins, rappelez-vous le jour de vos noces : vous étiez rassasiée de nourriture, vous étiez aimée de votre mari. [2.415 #1256]
Que ne suis-je encore au jour de mon mariage: il y avait beaucoup de viande, l' affection se développait, et j' étais doublement honorée! [2.165]
Que ne suis-je encore au jour de mon mariage ! il y avait beaucoup de viande, mon mari m' aimait et j' étais doublement honorée. [2.415 #1257]
|
Fanazavana frantsay | Paroles de consolation dites à la femme. [2.415 #1256]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|