Fizahan-teny

Ohabolana : Andrianirina

Ohabolana Andrianaivo no maty vady, ka Andrianirina no mandry irery. [Veyrières 1913 #1172, Rinara 1974 #236, Houlder 1895]
Dikanteny frantsay La femme de Randrianaivo est morte, et Andrianirina couche seul. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Ayant vu la femme de Randrianaivo mourir, Andrianirina hésite alors à se marier. [Houlder 1895]
Andrianaivo a perdu sa femme, et Andrianirina reste seul. [Veyrières 1913 #1172]
Cette mort fait hésiter Andrianirina à se marier. [Veyrières 1913 #1172]

Fizahan-teny