Teny iditra andrianaivo (andriana, ivo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny fanajana ilazana ny zanakalahy eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy ao amin' ny fianakaviana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy The name of the second eldest son in a family. [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny nalaina 

2012/10/22