Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : Andriantiazaza | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Hono, ry | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsy ny vato be no mikorontana, tsy ny ombalahy no miady, fa Andriantiazaza no maty, ka vory ny lafy valo. [Rinara 1974]
Vatobe mikorontana, ny ombalahy miady, nefa nafoiko fa Andriantiazaza no halevina. [Rinara 1974 #4888] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |