Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : angaroa | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Manehoeho hoatry ny angaroha babo : raha maneno, mahavaky toby, kanjo nony izahana, kely. [2.415 #5702]
Manehoeho ohatra ny angaroa babo: maneno maneno mahavaky toby, kanjo nony zahana kely ihany. [2.558] Manehoeho, ohatra ny angaroa babo : raha maneno, mahavaky toby ; kanjo nony izahana, kely. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Retentissant comme la conque marine prise en butin : quand elle sonne, son bruit disperse tout un camp ; mais quand on s' approche pour la voir, elle est bien petite. [2.415 #5702] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | De loin c' est quelque chose. Je près ce n'est rien. [2.415 #5702] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ny anjombona lasa-davitra ny angaroha. [2.415 #380]
Ny anjombona lasa-davitra noho ny angaroa. [2.653 #2169, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' "anjombona" s' entend de plus loin que l' "angaroa" . [2.165]
La petite coquille marine a le son plus perçant et porte plus loin que la grande. [2.415 #380] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce sont les noms de deux conques marines qui s' employaient et s'emploient encore comme cors d' appel et en guise de cloches. [2.165 #1361]
Envoyés qui exagèrent les ordres reçus. [2.415 #380] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||