Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : ankolafiny
|
|
|
Ohabolana 1 | Akondro, ka raha manondro lanitra iray ihany, fa nony mitsontsorika miditra ankolafiny. [2.415 #872]
|
Dikanteny frantsay | Régime de bananes : quand il est droit et vise le ciel, il est encore une unité ; mais quand il s' incline vers la terre, il entre en division de ses sections ou grappes. [2.415 #872]
|
Fanazavana frantsay | Ce proverbe qui avait diverses autres applications, se disait de l' homme qui se mariait et faisait souche. [2.415 #872]
|
|
|
Ohabolana 2 | Lahiantitra mampirafy : manao izay hihavanana sao anaovan' izy mirahavavy an-kolafiny. [2.558]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|