Fizahan-teny |
|
|
|
|
|
Ohabolana : anti-bavy
|
| |
|
Ohabolana | |
Antibavy kendan-drano : lany raha niangonana. [Samson 1965 #A81]
Antidahy kendan-drano: lany raha niangoana. [Houlder 1895]
|
Fanazavana malagasy | |
Anti-dahy kendan-drano, lany rehaka. + Ny rano no sisa zavatra ireharehan-drangahy, fa hany sisa laniny, fa ny zavatra rehetra efa tsy omby ny tendany avokoa; nefa io indray aza nahakenda azy. [Houlder 1895]
|
| |
|
Ohabolana | |
Antibavy nanano fodiavoho, atero Ambodivavaka fa nangala--tsonia. [Samson 1965 #A84]
|
| |
|
Ohabolana | |
Antibavy nanano tsitenotenona : mahatsiaro raha fanin-taloha. [Samson 1965 #A82]
|
| |
|
Ohabolana | |
Antibavy nanara-bady, nandao havam-poana. [Samson 1965 #A83]
| |
|
|
Fizahan-teny |
|
|
|