Fizahan-teny |
|
|
|
|
|
Ohabolana : asampina
|
| |
|
Ohabolana | |
Lamba jiafotsy, ka intelo nasampina fa mievotra ihany. [Rinara 1974 #114]
Ny fihavanana aza ataonao toy ny jiafotsy: intelo asampina ka mievotra ihany. [Houlder 1895 #168]
Ny fihavanana toy ny lamba jiafotsy : intelo asampina ka mievotra ihany. [Rinara 1974 #2986]
|
Dikanteny frantsay | |
Que votre amitié ne soit pas comme un lamba fait avec un tissu de raphia: on le met trois fois sur l' épaule, il retombe quand même. [Houlder 1895]
|
| |
|
Ohabolana | |
Lamba nasampina ka samy manana ny manendrika azy. [Rinara 1974]
|
| |
|
Fizahan-teny |
|
|
|