Fizahan-teny

Ohabolana : avezivezy

Ohabolana Rano tapa-tsiny ka avezivezy, fanambadiana terena ka dokafana. [Rinara 1974 #3713]

Ohabolana Tsy manan-kamidy, ka manontany, ambatry iray ka avezivezy, variraiventy ka omem-bazo. [Rinara 1974 #4525]
Tsy manan-kamidy, ka manontany ; varidimiventy, ka avezivezy. [Veyrières 1913 #4409, Cousins 1871 #3374]
Dikanteny frantsay On n' a pas de quoi acheter et on demande le prix, on n' a que quelques centimes et on les promène partout. [Veyrières 1913 #4409]
Fanazavana frantsay Se disait des vaniteux et des fanfarons. [Veyrières 1913 #4409]

Fizahan-teny